Amin’ny fohiny CCC 658
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
I Kristy, “voalohan-teraka tamin’ny maty” (Kôl 1,18), no fototra iorenan’ny fitsanganantsika ho velona, manomboka izao, amin’ny fanamarinana ny fanahintsika jer. Rôm 6,4., ary any aoriana any, amin’ny famelomana ny vatantsika jer. Rôm 8,11..
Vakio ny toko manontolo 2. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682