Amin’ny fohiny CCC 665
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny fiakaran’i Kristy any an-danitra no milaza ny fidirana tanteraka ny maha-Olombelona an’i Jesoa ao amin’ny fonenan’Andriamanitra any an-danitra, ary avy any Izy mbola ho avy indray jer. Asa 1,11., saingy mandra-pahatongan’izany, tsy hitan’ny mason’olombelona Izy jer. Kôl 3,3..
Vakio ny toko manontolo 2. Izaho mino an’i Jesoa-Kristy, Zanaka Lahitokan’Andriamanitra ¶422–682