CCC 7

“Mifamatotra mafy amin’ny fiainan’ny Fiangonana manontolo ny katesezy. Tsy ny fiitaran’ny Fiangonana ara-jeôgrafia sy ny fitomboany isa ihany no tena iankinany amin’ny katesezy, fa eo koa, ary mbola bebe kokoa aza, ny fitombony anaty sy ny fifandraisany amin’ny fandaharan’Andriamanitra” CT 13..

Vakio ny toko manontolo Teny mialoha ¶1–25