Amin’ny fohiny CCC 804

Amin’ny alalan’ny finoana sy ny Batemy no idirana ao amin’ny Vahoakan’Andriamanitra. “Ny olombelona rehetra no antsoina ho anisan’ny Vahoakan’Andriamanitra” FF 13., mba “hiforona ho fianakaviana tokana sy ho Vahoaka tokan’Andriamanitra izy rehetra” AFF 1., ao amin’i Kristy.

Vakio ny toko manontolo 3. Izaho mino ny Fanahy Masina ¶683–1065