CCC 913
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
“Amin’izany, ny lahika rehetra, noho ny fanomezana izay natao ho azy ireo, dia mitambatra ho vavolombelona no sady fitaovana velona amin’ny fanirahana ny tenan’ny Fiangonana rahateo ihany "araka ny ambaratongam-panomezana avy amin’i Kristy" (Efez 4,7)” FF 33..
Vakio ny toko manontolo 3. Izaho mino ny Fanahy Masina ¶683–1065