Hitsambikina amin’ny lahatsoratra
Fandraisana Tranomboky Baiboly Katesizy Fampianaran’ny Fiangonana Mpampianatra Vavaka Tetiandro Litorzia Questions Mianara
Fandraisana

Karohy ao amin’ny Na andramo

EscHidio ↑↓Afindrao

Katesizy› 1.Ny fiekem-pinoanaFizarana 1› 2.Ny fiekem-pinoana kristianinaSampana 2› 3.Izaho mino ny Fanahy MasinaToko 3› 9.“Izaho mino ny Fiangonana Masina katôlika”And. 9› Famintinana

Amin’ny fohiny CCC 935

© Libreria Editrice Vaticana · Loharano: vatican.va

Mba hitory ny finoana sy hanorina ny Fanjakany, no nanirahan’i Kristy ny apôstôliny sy ny dimbin’izy ireo. Nomeny anjara amin’ny fanirahana Azy izy ireo. Avy Aminy no andraisan'izy ireo ny fahefana hiasa amin’ny anaran’ny Tenany.

Ao amin’ny Famintinana: F179

Vakio ny toko manontolo 3. Izaho mino ny Fanahy Masina ¶683–1065

Teo aloha¶934 Manaraka¶936
Glossa Catholica

Soratra Masina sy lahatsoratry ny Fiangonana Katôlika — maimaim-poana, tsy misy fifandraisana, tsy misy dokam-barotra, tsy misy fisoratana anarana.

Pejy

  • Fanamarihana
  • Kôlôfôna
  • Mianara
  • Tetiandro
  • Tranomboky

Asa soratra

  • Baiboly
  • Fampianaran’ny Fiangonana
  • Fampianarana sosialy
  • Katesizy
  • Lalàna kanonika
  • Mpampianatra
  • Questions
  • Vavaka

Ad maiorem Dei gloriam

Tsy nankatoavin’ny Fiketrahana Masina