CCC 998
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Iza no hitsangan-ko velona ? Ny olombelona rehetra izay maty : “Ireo izay nanao soa dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fiainana, fa ireo izay nanao ratsy dia hatsangan-ko velona ho amin’ny fahaverezana mandrakizay” (Jo 5,29) jer. Dan 12,2..
Vakio ny toko manontolo 3. Izaho mino ny Fanahy Masina ¶683–1065