CCC 1116
© Libreria Editrice Vaticana Loharano: vatican.va
Ny sakramenta, “hery izay mivoaka” avy amin’ny Vatan’i Kristy jer. Lk 5,17; 6,19; 8,46., velona sy mamelombelon’aina lalandava, asan’ny Fanahy Masina am-perinasa ao amin’ny Vatany izay tsy inona fa ny Fiangonana, no “sangan’asan’ Andriamanitra” ao amin’ny fanekem-pihavanana vaovao sady mandrakizay.
Vakio ny toko manontolo 1. Ny misterin’ny Paka ao amin’ny vanim-potoanan’ny Fiangonana ¶1077–1134